Dikan'ny teny : fitsara
Hampiditra dikany hafa
(tsara) a.: Fomba entina mitsara, izany hoe manavaka ny manana ny marina sy ny diso, mandanjalanja ny mety sy ny tsy mety. ~ P. t.: Azo tsaraina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha