Dikan'ny teny : fitsanganana
Hampiditra dikany hafa
(tsangana) a.: Fiaingana mijoro eo ambonin' ny tongotra roa: Tsy ampy rankizy, ny fitsanganana rehefa misy lehibe miditra fa tsy maintsy miarahaba koa. 1 Fijoroana: Matory am-pitsanganana ity zaza ity, • Fisehoana, fitoloran-tena: Ila na herimpo ny fitsanganana ho vavolombeiona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha