Dikan'ny teny : fitsaikonana

Hampiditra dikany hafa
(tsaikona) a.: Famindran'ny soavaiy mande-ha haingana tsy manipy ta-nana; fanaovana hazakazamadinika: Raha tsY tianao ny firiotran'ny soavaly, baikoy hanao fitsaikonana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0075