Dikan'ny teny : fitsaharana
Hampiditra dikany hafa
(tsahatra) a.: Fijanonana: Ny fitsaharan'ny rivotra no nahatonga anay handeha. 1 Fiatoana: Manomboka anio ny fitsaharan' ny fianarana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha