Dikan'ny teny : fitrotrongy
Hampiditra dikany hafa
(trotrongy) a.: Fomban'ny olona mitrotrongy, izany hoe mianjera mandroso any anoloana: Ratsy ilay fitrotronginy izay fa sendra teo ambony vato indrindra izy no nianjera.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha