Dikan'ny teny : fitrosana
Hampiditra dikany hafa
(trosa) a.: Fividianan-javatra izay tsy aloa eo no ho eo ny vidiny fa angatahana andro: Tsy tsara velively ny fitrosana fa mahatonga ny tena, araka ny filazan'ny olona hoe, "bolan'olona mandehandeha".
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha