Dikan'ny teny : fitrosa
Hampiditra dikany hafa
(trosa) a.: Fomba entina mitrosa, izany hoe mividy zavatra ka tsy mandoa ny vidiny eo no ho eo fa mangataka andro.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha