Dikan'ny teny : fitronana
Hampiditra dikany hafa
(trona) a.: Famoaham-peo tsy faly toy ny manerona: Ny fitronan'ny kisoa. 1 Fisatrasatrana tsy avY miaina: Tsy te hihaino ny fitronan'ny olona marary mafy aho,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha