Dikan'ny teny : fitranitrany
Hampiditra dikany hafa
(tranitrany) a.: Toetran'ny zavatra mitranitrany, izany hoe mitringitringy maranitra: Mahonena ny miJery ny fitranitranin'ny taoian-tehezan'ity' arma tsy mahita hanin-kohanina ity!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha