Dikan'ny teny : fitrangana

Hampiditra dikany hafa
(tranga) a.: Fisehoana lany, izany hoe ilany fotsiny aloha no hita: Tsy misy mahafinaritra ohatra ny fitrangan'ny volana auy ao anaty ranomasina. 1 Fisehoana tampoka: Ny fitrangandRabe teo ampovoan'ny sakafo no nanapa-kota anay. ? Fisehoan-javatra voalohany, fiandohana: Tantarao ny fitrangan'ny rotaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074