Dikan'ny teny : fitraingo

Hampiditra dikany hafa
(traingo) a.: Fomba entina mitraingo, izany hoe mikapa amin'ny antsY ny tongo-biby hatreo amin'ny lohalika no ho midina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0353