Dikan'ny teny : fitra
Hampiditra dikany hafa
a,: Famafana, fanesorana ny diky amin'ny vorodamba, taratasy... 1 Firana, afitra, voafitra ( mamitra, famitra, mpamitra / amirana, famirana ( mifitra, fifitra, mpifitra / ifirana, fifirana ( mahafitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha