Dikan'ny teny : fitotototo
Hampiditra dikany hafa
(totototo) a.: Fomba entina mitotototo, izany hoe mivezivezy manao dia maika manketsy mankeroa nefa tsy misy vokany toy inona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha