Dikan'ny teny : fitorovoka
Hampiditra dikany hafa
(torovoka) a.: Toetran'ny olona mitorovoka, izany hoe mipetraka miarinarina, ny lohalika atsangana misafosafo amin'ny saoka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha