Dikan'ny teny : fitoraka
Hampiditra dikany hafa
(toraka) a.: Fomba entina mitoraka: lhomehezan'ny ankizy ny fitorak'io kavia fo. ? p.t.: Azo torahana: Misy vorona tsy fitoraka, hono.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha