Dikan'ny teny : fitony

Hampiditra dikany hafa
(tony) a.: Toetran'ny zavatra na olona mitony, na mihalefaka, mihaketraka; fihalefahana, fihaketrahana: Ny fitonin'ny rivotra no tsy nahafahan'nysambonay nandeha Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0799