Dikan'ny teny : fitontonana
Hampiditra dikany hafa
(tontona) a.: Fianjerana midofotra; fidonana amin-javatra: Ny fitontonana amin'ny vato dia mafimafy kokoa noho ny fitontonano amin'ny tany,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha