Dikan'ny teny : fitontona
Hampiditra dikany hafa
(tontona) a.: Fianjera midofotra, fidona aminjavatra: Tsy heno akory ny fitonton'ny iohany tamin'ny tany, nefa mahagaga fa nahavaky ny karandohany ny fianjerany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha