Dikan'ny teny : fitondrahana
Hampiditra dikany hafa
(tondraka) a.: Fihoaram-pefy: Mahalonaka ny tany manodidina ny fitondrahan'ity renirano ity. 1 Fanaranam-po miraoka ahitra eny amin'ny volin'olona: Teneno ny mpiandry ombinareo fa mahavoasazy ny fitondrahan'ny biby eny amin'ny volin'olona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha