Dikan'ny teny : fitombenana

Hampiditra dikany hafa
(tombina) a.: Fipetrahana; ny faritra amin' ny tenan'ny biby na ny olona izay mitehaka amin'ny tany rehefa mipetraka izy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0445