Dikan'ny teny : fitomaniana
Hampiditra dikany hafa
(tomany) a.: Fandrotsahan-dranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo; fangatahana, fitalahoana mafy miaraka amin-dranomaso.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha