Dikan'ny teny : fitokàna
Hampiditra dikany hafa
1.
(toka) a,: Firariana hahery na fanozonana ho resy: Hohenoin'i Zanahary a-nie ny fitokànao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Fitokana (tokana) a.: Fomba entina mitokana, izany hoe mankalaza (zavatra) am-pahibemaso alohan'ny hampiasana azy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha