Dikan'ny teny : fitohanana

Hampiditra dikany hafa
1. (tohana) a.: Faharetana elaela tsy mivalana: Misy milaza fa ny fitohanana dia mariky ny fitomboana ho an'ny zazakely. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (tohana) a.: Fiankinana: Asivy fitohanana ityt zanakazo itJ fa mita hitolefika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0662