Dikan'ny teny : fitodihana

Hampiditra dikany hafa
(todika) a.: Fihodinan'ny tena mihitsy: Nisy nanohina azy no nahatonga ny fitodihany tany amiko. ~ Fiherehana any ivoho: Ny fitodihany no nahapotraka azy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0837