Dikan'ny teny : fitobiana

Hampiditra dikany hafa
(toby) a.: Fiangonana, fitangoronana: Eto no fitobian'ny mpianatra kilasimandry alohan'ny handeha hitsangantsangana. ? Filasiana: Mampitebiteby ny vahoaka ny fitobian'ny fahavalo tsy lavitra ny tanĂ na, ? Fiavosana, fiavovonana: Maharikoriko ny fitobian'ny fako eto akaikin'ny trano eto. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0549