Dikan'ny teny : fitobatobana

Hampiditra dikany hafa
na Fitobatoba (tobatoba) a.: Fihetsiketsehana, fikobankobanana: Tsy hay lazaina ny fitobato ban' ny rano anaty siny raha mihazakazaka ny mpantsaka. ? Fandanilaniam-poana, fandaniana ny haxena hanaranana fo: Ny fitobatobany no nampahantra azy haingana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0582