Dikan'ny teny : fitobatoba
Hampiditra dikany hafa
(tobatoba) a.: Toetran'ny zavatra mitobatoba, izany hoe mikobana na mihetsiketsika; toetran'ny olona mitobatoba na mandanilany foana: Tsy mahagaga raha lany sahady ny harenany, fa aiza moa ity fitobatobany!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha