Dikan'ny teny : fitiliana

Hampiditra dikany hafa
(tily) a.: Fikendrena: Fitiliana ny vorona hotofirina. ? Fanaraha-maso, fitarafana, fizahana taratra: Tandremo fa misy tsY manao afa-tsy ny fitiliana izay rehetra ataonao. ? Fitsikilovana, fijerena nefa tsy hita mba hanaovana tatitra na hanaovana tetika hamelezana: Misy antoko-miaramila tsy manao afa-tsy ny fitiliana ny fahavalo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0453