Dikan'ny teny : fitezotezo
Hampiditra dikany hafa
1.
(tezotezo) a,: Toetran'ny lehilahy tsy miakanjo, miboridana; fihanjaka; fiboridanana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(tezotezo) a.: Toetran'ny olona na zavatra la-va mahia, lava marotsaka: Oadray ity fitezotezon'ny zanakao lahy!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha