Dikan'ny teny : fitetehana

Hampiditra dikany hafa
(tetika) a.: Fandidiana na fanapatapahana zavatra atao madinika: Fitetehana mangahazo. 1 Fieritreretana zavatra mialoha ary fakana ara-keviny izay mety ho fandehany: Araka ny fitetehanay azy, dia telo arivo ariary dia mahavita ny vauahady, • Fikasana hanao zavatra tsara na ratsy, efa nodinihina tsara natao maty psi-ka: Tsy nahomby ny fitetehany hamono an-dRakoto rafilahiny, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0076