Dikan'ny teny : fiteronterona
Hampiditra dikany hafa
(teronterona) a.: Fomba na toetran'ny olona miteronterona, izany hoe mipetraka amin'ny toerana avo milingilingy na mipetraka amin'ny toerana mihaja ary mora tazana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha