Dikan'ny teny : fitepoana
Hampiditra dikany hafa
na Fitepotepoana na Fitepo (tepo) a,: Fipepehana, fidondbnana moramora, fiemponemponana:Nohenoin'ny dokotera ny fitepoan'ny fony, ny fitepon'ny fony, nefa indrisy tsy henony intsony!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha