Dikan'ny teny : fitefohana
Hampiditra dikany hafa
(tefoka) a.: Fipoahana; firefotana: Tsy raharahako ny fitefohan'ny basy fa mandroso ihany no fantatro.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha