Dikan'ny teny : fitazonana

Hampiditra dikany hafa
(tazona) a.: Fihazonana mafy: Ny fitazonana ilay tady no nah000njy azy. - Fitanana: Tsy nanaiky ny fitazonana azy ho mpangolatra izy. 1 Fanagejana tsy hihetsiketsika: Raharaha lehibe indraindray ny fitazonana ny zaza forana. 1 Tsy famelana handeha na hiala: Samy nanan izay afany daholo ny olona rehetro tamin' ny fitazonana azy, fa tsy nety nijanona izy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1014