Dikan'ny teny : fitazanana
Hampiditra dikany hafa
(tazana) a.: Fijerena lavitra, fitsinjovana: Ohatra ny omby mandry eo afm voan'ny ahitra no fitazanana an'Antongona avy eto. / Toerana fijerena lavitra: Misy fitazanana tsara eto.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha