Dikan'ny teny : fitaomana
Hampiditra dikany hafa
(taona) a.: Fitaterana, fitondrana hifindra toerana, fitondrana zavatra hangonina: Ny fitaomam-biriky no raharaha tamin'ny nananaovana ity tranon-tsekoly ity'. / Fitarihana: Aza avala ho azon' ny fitaoman-dratsy izahay!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha