Dikan'ny teny : fitantanana
Hampiditra dikany hafa
1.
(tana) a.: Fanohanana olona mandeha amin' ny fandraisana ny tanany eo am-pimindrana miaraka amin'ny tena: Raina ny fitantanana ny zozo vao mianamandeha. / Fitondrana, fifehezana: Noraisin'ny fanjakana ny fitantanana ireo orinasa ngeza eto amin'ny firenena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(tantana) a.: Fizarana (vaxy, hersa, sakafo, vo-la) amin'olona maromaro nandray anjara tamin'ny fandevenana na famadihan: Iza no hikarakara ny fitantanana ny sakafo amin'ireo mpandeuina? 1 Fiadidiana, fiandraiketana: An'ny vehioauy ny fitantanana ny vola ao an-tokantrano.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha