Dikan'ny teny : fitanondrehana
Hampiditra dikany hafa
(tanondrika) a.: Fiondrehan'ny loha noho ny alahelo, na ny hasasarana, na ny hanoanana: Hontsa aho nahita ny fitanondrehan' izy telo mianaka tsy nihinankanina hateloana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha