Dikan'ny teny : fitanina
Hampiditra dikany hafa
(tanina) a.: Fomba entina mitanina na mipetraka mitodika amin'ny afo na masoandro: Fa angaha moa misy fitanina andro maro karazana?
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha