Dikan'ny teny : fitangoronana
Hampiditra dikany hafa
(tangorona) a.: Fivoriana betsaka manodidina tsy misy filaharana na filantoan: Endre izany fitangoronan'ny ankizy teo amin' ilay mpampiseho majika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha