Dikan'ny teny : fitango
Hampiditra dikany hafa
(tango) a.: Fomba entina mitango, izany hoe manapaka amin'ny tanana na amin'ny antsy ny ravina na ny iaingon'ny anana; mana-Paka ny tongotra sy ny elatry ny valala. Ip.t.: Azo tangosana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha