Dikan'ny teny : fitandroana
Hampiditra dikany hafa
na Fitandrovana (tandro) a,: Fitandremana, fitsimbinana (voninahitra, fihavanana) fitsitsiana (hasasarana): Mba ho fitandroana ny fihauanana, dia vonona hamela ny hadisoanao aho.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha