Dikan'ny teny : fitandremana

Hampiditra dikany hafa
(tandrina) a.: Fampifantohana ny sain amin'ny zavatra atao: Ilaina ny fitandremana rehefa manao asa-marika. 1 Fiambenana olona: Mila olona be fahafoizan-tena ny fitandremana ireo rasa ireo. 1 Fikarakarana, fanolokoloana: Ataovy anton-draharaha ny fitandremana ireo uoninkozoko ireo mandritro ny tsy maha-eto ahy. 1 Fanarahana, fanatanterahana (adidy): Zavatra iray ihany no tsy maha-voaheloka: ny fitandremana ny didy aman-daiàna. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0847