Dikan'ny teny : fitampisahana

Hampiditra dikany hafa
(tompisaka) a.: Firaiketana amin-javatra iray, fiankinana akaiky dia akaiky, famitsahana ao ambadika, ao anaty...: NY fitampisahany tao anaty ahitra no tsy nahitan'ny fahavalo azy. 1 Fiafenana, fierena: Noho ny fitampisahany tao an-tranonay no tsy nahazoan'ny mpanenjika azy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0643