Dikan'ny teny : fitambinana
Hampiditra dikany hafa
(tambina) a.: Fanampiana, fanohanana: Mioelona amin'ny fitambinandray aman-dreniny azy ny tokantranon-dRakoto sy Rasoa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha