Dikan'ny teny : fitambesarana
Hampiditra dikany hafa
(tambasa tra)a.: Fanindriana na fiankinana mafy amin'ny...: Ny fitambesaran'ny tafo amin'ny rindrina no ilana ny fahamafison'ny rindrina,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha