Dikan'ny teny : fitakobohana

Hampiditra dikany hafa
(takoboka) a.: Fiafenana ao anaty filanjana misarona; fiafenana ao anaty lamba: Ny fttakobohana matetika no fomba ampiasain' izay ta-handositra tsy te ho hitan'olona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0069