Dikan'ny teny : fitaintainana

Hampiditra dikany hafa
(taintaina) tebitebena amin'izay ho avy fa toa hisy loza ho tonga ilrany: Tay hita holazaina ny fitaintainanay tao am-piandrasana ny taratasinareo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0667