Dikan'ny teny : fitaina
Hampiditra dikany hafa
(taina) a.: Fomba entina mitaina, izany hoe mandrehitra, mampiasa ho kitay. 1 p.t.: Azo ataina, ampiasaina ho kitay; arehitra atao kitay: Tsy fitaina, hono, itony hazo itony fa mahaboka raha ataina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha