Dikan'ny teny : fitahontahonana
Hampiditra dikany hafa
na Fitahontahona (tahontahona) a.: Fitavozavozana, fidrahodrahoana, tsy fahakingana, fitaraikfraikena: Ny fitahontahonany, ny fitahontahony no nanalan'ny mpampiasa azy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha